plt_tn/jhn/06/64.md

619 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny firesahan'i Jesosy tamin'ny vahoaka.

Fa Jesosy efa nahalala hatramin'ny voalohany izay tsy hino sy izay hamadika Azy

Eto Jaona dia manome fampahafantarana fototra momba izay zavatra fantatr'i Jesosy fa hitranga.

tsy misy olona afaka manatona Ahy raha tsy nomen'ny Ray Azy izany

Na iza na iza te-hino dia tsy maintsy manatona an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny Zanaka. Andriamanitra Ray irery ihany no mamela ny vahoaka hanatona an'i Jesosy.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

manatona Ahy

"Araho Aho ary raiso ny fiainana mandrakizay"