plt_tn/jhn/05/33.md

12 lines
397 B
Markdown

# ny fanambarana izay raisiko dia tsy avy amin'ny olona
"Izaho dia tsy mila fanambarana avy amin'ny olona"
# mba mety ho voavonjy ianareo
DH: "mba ho afaka hanavotra anareo Andriamanitra"
# Jaona dia jiro nirehitra sy nanazava
Eto ny "jiro" dia sari-teny. Jaona dia maneho ny fahamasinan'Andriamanitra tahaka ny jiro manome hazavana. DH: "Jaona dia tahaka ny jiro izay irehetra sy nanazava "