# ny fanambarana izay raisiko dia tsy avy amin'ny olona "Izaho dia tsy mila fanambarana avy amin'ny olona" # mba mety ho voavonjy ianareo DH: "mba ho afaka hanavotra anareo Andriamanitra" # Jaona dia jiro nirehitra sy nanazava Eto ny "jiro" dia sari-teny. Jaona dia maneho ny fahamasinan'Andriamanitra tahaka ny jiro manome hazavana. DH: "Jaona dia tahaka ny jiro izay irehetra sy nanazava "