plt_tn/jhn/05/33.md

397 B

ny fanambarana izay raisiko dia tsy avy amin'ny olona

"Izaho dia tsy mila fanambarana avy amin'ny olona"

mba mety ho voavonjy ianareo

DH: "mba ho afaka hanavotra anareo Andriamanitra"

Jaona dia jiro nirehitra sy nanazava

Eto ny "jiro" dia sari-teny. Jaona dia maneho ny fahamasinan'Andriamanitra tahaka ny jiro manome hazavana. DH: "Jaona dia tahaka ny jiro izay irehetra sy nanazava "