plt_tn/jhn/05/05.md

345 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha 5 dia mampiditra ilay lehilahy nandry teo akaikin'ilay farihy ho ao anatin'ny tantara.

teo

"teo amin'ilay farihin'i Betesda" (5:1)

valo amby telo-polo taona

38 taona

nahatsapany

"nahazony" na "nahitany"

hoy Izy taminy

"Jesosy niteny tamin'ilay lehilahy voan'ny paralisisa"