plt_tn/jhn/05/05.md

20 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha 5 dia mampiditra ilay lehilahy nandry teo akaikin'ilay farihy ho ao anatin'ny tantara.
# teo
"teo amin'ilay farihin'i Betesda" (5:1)
# valo amby telo-polo taona
38 taona
# nahatsapany
"nahazony" na "nahitany"
# hoy Izy taminy
"Jesosy niteny tamin'ilay lehilahy voan'ny paralisisa"