# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy faha 5 dia mampiditra ilay lehilahy nandry teo akaikin'ilay farihy ho ao anatin'ny tantara. # teo "teo amin'ilay farihin'i Betesda" (5:1) # valo amby telo-polo taona 38 taona # nahatsapany "nahazony" na "nahitany" # hoy Izy taminy "Jesosy niteny tamin'ilay lehilahy voan'ny paralisisa"