plt_tn/jhn/04/25.md

340 B

Fantatro fa ho avy ny Mesia ... Kristy)

Ireo teny roa ireo dia mitovy dika hoe "mpanjaka nampanantenain'Andriamanitra."

hanazava amintsika ny zavatra rehetra

Ny teny hoe "hanazava ny zavatra rehetra" dia midika hoe izay rehetra tokony ho fantatry ny olona: DH: "Izy dia hiteny antsika ireo zavatra rehetra izay tokony fantarintsika"