# Fantatro fa ho avy ny Mesia ... Kristy) Ireo teny roa ireo dia mitovy dika hoe "mpanjaka nampanantenain'Andriamanitra." # hanazava amintsika ny zavatra rehetra Ny teny hoe "hanazava ny zavatra rehetra" dia midika hoe izay rehetra tokony ho fantatry ny olona: DH: "Izy dia hiteny antsika ireo zavatra rehetra izay tokony fantarintsika"