plt_tn/jhn/04/25.md

8 lines
340 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fantatro fa ho avy ny Mesia ... Kristy)
Ireo teny roa ireo dia mitovy dika hoe "mpanjaka nampanantenain'Andriamanitra."
# hanazava amintsika ny zavatra rehetra
Ny teny hoe "hanazava ny zavatra rehetra" dia midika hoe izay rehetra tokony ho fantatry ny olona: DH: "Izy dia hiteny antsika ireo zavatra rehetra izay tokony fantarintsika"