plt_tn/jhn/04/23.md

16 lines
399 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia manohy miresaka amin'ilay vehivavy samaritana.
# Kanefa, ho avy ny andro, ary tonga ankehitriny, rehefa hidera ny Ray amin'ny fanahy sy fahamarinana ireo tena mpivavaka
"Kanefa, dia tena fotoan'ny tena mpidera izao"
# ny Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.
# midera amin'ny fanahy sy fahamarinana
"derao amin'ny fomba tsara Izy"