# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy dia manohy miresaka amin'ilay vehivavy samaritana. # Kanefa, ho avy ny andro, ary tonga ankehitriny, rehefa hidera ny Ray amin'ny fanahy sy fahamarinana ireo tena mpivavaka "Kanefa, dia tena fotoan'ny tena mpidera izao" # ny Ray Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # midera amin'ny fanahy sy fahamarinana "derao amin'ny fomba tsara Izy"