plt_tn/jhn/04/23.md

399 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy dia manohy miresaka amin'ilay vehivavy samaritana.

Kanefa, ho avy ny andro, ary tonga ankehitriny, rehefa hidera ny Ray amin'ny fanahy sy fahamarinana ireo tena mpivavaka

"Kanefa, dia tena fotoan'ny tena mpidera izao"

ny Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

midera amin'ny fanahy sy fahamarinana

"derao amin'ny fomba tsara Izy"