plt_tn/jhn/03/31.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Izy izay avy any ambony dia ambonin'ny zava-drehetra
"Izy izay avy any an-danitra dia lehibe kokoa noho ny olona rehetra"
# Izy izay avy eto an-tany dia avy eto an-tany ary miresaka momban'ny eto an-tany
Jaona dia milaza fa Jesosy dia lehibe noho izy satria avy any an-danitra Izy, ary Jaona dia teraka teto an-tany. DH: "Izy izay teraka teto amin'ity tany ity dia tahaka ny olona rehetra izay miaina eto ary izy dia miresaka ny momban'izay mitranga eto amin'izao tontolo izao"
# Izy izay avy any an-danitra dia ambonin'ny zava-drehetra
Ity dia mitovy dika amin'ilay fehezanteny voalohany. Jaona mamerina ity mba ho fanamafisana.
# Izy dia manambara ny momba izay hitany sy reny
Jaona dia miresaka momban'i Jesosy. DH: "Ilay avy any an-danitra milaza ny momba izay hitany sy reny tany an-danitra."
# tsy misy mandray ny fanambarany
Eto Jaona dia manatombo resaka mba hanamafisana fa olona vitsy ihany no mino an'i Jesosy. DH: "Tena olona vitsy no mino Azy."
# Izay nandray ny fanambarany
"Izay rehetra mahatoky izay lazain'i Jesosy"
# dia nanamafy
"manaporofo" na "manaiky"