plt_tn/jhn/03/29.md

20 lines
595 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jaona mpanao batisa dia mbola manohy niteny.
# Ny ampakarina dia an'ny mpampakatra
Eto ny hoe hoe "ampakarina" sy ny "mpampakatra" dia sari-teny. Jesosy dia tahaka ny "mpampakatra" ary Jaona dia tahaka ilay naman'ilay "mpampakatra."
# Izany, ary, no mameno ny hafaliako
DH: "Ka noho izany dia faly be aho" na "Ka dia faly be aho"
# hafaliako
Ny teny hoe ''ahy'' dia maneho an'i Jaona mpanao batisa, ilay iray izay miteny.
# Tsy maintsy mitombo Izy
Ny "Izy" dia maneho an'ilay mpampakatra, Jesosy, izay tsy hitsahatra ny hitombo amin'ny alehibihazana.