plt_tn/jhn/03/29.md

595 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jaona mpanao batisa dia mbola manohy niteny.

Ny ampakarina dia an'ny mpampakatra

Eto ny hoe hoe "ampakarina" sy ny "mpampakatra" dia sari-teny. Jesosy dia tahaka ny "mpampakatra" ary Jaona dia tahaka ilay naman'ilay "mpampakatra."

Izany, ary, no mameno ny hafaliako

DH: "Ka noho izany dia faly be aho" na "Ka dia faly be aho"

hafaliako

Ny teny hoe ''ahy'' dia maneho an'i Jaona mpanao batisa, ilay iray izay miteny.

Tsy maintsy mitombo Izy

Ny "Izy" dia maneho an'ilay mpampakatra, Jesosy, izay tsy hitsahatra ny hitombo amin'ny alehibihazana.