# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jaona mpanao batisa dia mbola manohy niteny. # Ny ampakarina dia an'ny mpampakatra Eto ny hoe hoe "ampakarina" sy ny "mpampakatra" dia sari-teny. Jesosy dia tahaka ny "mpampakatra" ary Jaona dia tahaka ilay naman'ilay "mpampakatra." # Izany, ary, no mameno ny hafaliako DH: "Ka noho izany dia faly be aho" na "Ka dia faly be aho" # hafaliako Ny teny hoe ''ahy'' dia maneho an'i Jaona mpanao batisa, ilay iray izay miteny. # Tsy maintsy mitombo Izy Ny "Izy" dia maneho an'ilay mpampakatra, Jesosy, izay tsy hitsahatra ny hitombo amin'ny alehibihazana.