plt_tn/jhn/01/22.md

766 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jaona dia manohy ny resaka niaraka tamin'ireo mpisorona sy Levita.

izy ireo niteny taminy hoe

"ireo mpisorona sy Levita niteny tamin'i Jaona"

mba afahanay manome valin-teny an'ireo izay naniraka anay

Ireo mpisorona sy ireo Levita no miteny, fa tsy Jaona

Hoy izy hoe

"Jaona niteny hoe"

Izao ilay feo, miantso mafy any an'efitra

Jaona dia miteny fa ny faminanin'Isaia dia momban'ny tenany. Ny teny hoe "feo" dia maneho ilay olona izay mihika mafy any an'efitra. DH: "Izaho ilay miantso mafy any an'efitra"

Ataovy mahitsy ny lalan'ny Tompo

Eto ny teny hoe "lalana" dia sari-teny. "Homano ny tenanareo amin'ny fahatongavan'ny Tompo tahaka ny olona manomana ny lalana ho an'ny olona manan-kaja mba ho hampiasaina."