# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jaona dia manohy ny resaka niaraka tamin'ireo mpisorona sy Levita. # izy ireo niteny taminy hoe "ireo mpisorona sy Levita niteny tamin'i Jaona" # mba afahanay manome valin-teny an'ireo izay naniraka anay Ireo mpisorona sy ireo Levita no miteny, fa tsy Jaona # Hoy izy hoe "Jaona niteny hoe" # Izao ilay feo, miantso mafy any an'efitra Jaona dia miteny fa ny faminanin'Isaia dia momban'ny tenany. Ny teny hoe "feo" dia maneho ilay olona izay mihika mafy any an'efitra. DH: "Izaho ilay miantso mafy any an'efitra" # Ataovy mahitsy ny lalan'ny Tompo Eto ny teny hoe "lalana" dia sari-teny. "Homano ny tenanareo amin'ny fahatongavan'ny Tompo tahaka ny olona manomana ny lalana ho an'ny olona manan-kaja mba ho hampiasaina."