plt_tn/jhn/01/22.md

24 lines
766 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jaona dia manohy ny resaka niaraka tamin'ireo mpisorona sy Levita.
# izy ireo niteny taminy hoe
"ireo mpisorona sy Levita niteny tamin'i Jaona"
# mba afahanay manome valin-teny an'ireo izay naniraka anay
Ireo mpisorona sy ireo Levita no miteny, fa tsy Jaona
# Hoy izy hoe
"Jaona niteny hoe"
# Izao ilay feo, miantso mafy any an'efitra
Jaona dia miteny fa ny faminanin'Isaia dia momban'ny tenany. Ny teny hoe "feo" dia maneho ilay olona izay mihika mafy any an'efitra. DH: "Izaho ilay miantso mafy any an'efitra"
# Ataovy mahitsy ny lalan'ny Tompo
Eto ny teny hoe "lalana" dia sari-teny. "Homano ny tenanareo amin'ny fahatongavan'ny Tompo tahaka ny olona manomana ny lalana ho an'ny olona manan-kaja mba ho hampiasaina."