plt_tn/jhn/01/19.md

12 lines
481 B
Markdown

# naniraka ... avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy
Ny teny hoe "Jiosy" dia manambara ireo "Mpitarika Jiosy." DH: "naniraka ... avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo mpitarika Jiosy"
# Niteny tsotra izy, ary tsy nandà
Ity dia manamafy fa niteny ny marina Jaona. DH: "Izy dia niteny tamin'izy ireo ny fahamarinana an-kalalahana."
# Inona ary ianao izany?
"Inona izany no hitranga, raha tsy ianao ilay Mesia?" na "Inona izany no hitranga?" na "Inona izany no hataonao?"