plt_tn/jhn/01/19.md

481 B

naniraka ... avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy

Ny teny hoe "Jiosy" dia manambara ireo "Mpitarika Jiosy." DH: "naniraka ... avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo mpitarika Jiosy"

Niteny tsotra izy, ary tsy nandà

Ity dia manamafy fa niteny ny marina Jaona. DH: "Izy dia niteny tamin'izy ireo ny fahamarinana an-kalalahana."

Inona ary ianao izany?

"Inona izany no hitranga, raha tsy ianao ilay Mesia?" na "Inona izany no hitranga?" na "Inona izany no hataonao?"