# naniraka ... avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy Ny teny hoe "Jiosy" dia manambara ireo "Mpitarika Jiosy." DH: "naniraka ... avy tany Jerosalema hankeo aminy ireo mpitarika Jiosy" # Niteny tsotra izy, ary tsy nandà Ity dia manamafy fa niteny ny marina Jaona. DH: "Izy dia niteny tamin'izy ireo ny fahamarinana an-kalalahana." # Inona ary ianao izany? "Inona izany no hitranga, raha tsy ianao ilay Mesia?" na "Inona izany no hitranga?" na "Inona izany no hataonao?"