plt_tn/jhn/01/01.md

575 B
Raw Permalink Blame History

Tamin'ny voalohany

Ity dia maneho ny fotoana taloha ela be talohanny namoronanAndriamanitra ireo lanitra sy ny tany.

ny Teny

Ity dia maneho ani Jesosy. Adikao hoe “ny Teny” raha azo atao. Na koa adika hoe “ilay iray izay nantsoina hoe ny Teny.”

Ny zavatra rehetra dia avy Aminy avokoa

DH: "Andriamanitra nanao ny zavatra rehetra tamin'ny alalany.

Raha tsy noho Izy dia tsy nisy na inona na inona

DH: “Andriamanitra dia tsy nanao na inona na inona raha tsy niaraka Taminy” na “Andriamanitra dia nanao ny zavatra rehetra niaraka Taminy”