# Tamin'ny voalohany Ity dia maneho ny fotoana taloha ela be talohan’ny namoronan’Andriamanitra ireo lanitra sy ny tany. # ny Teny Ity dia maneho an’i Jesosy. Adikao hoe “ny Teny” raha azo atao. Na koa adika hoe “ilay iray izay nantsoina hoe ny Teny.” # Ny zavatra rehetra dia avy Aminy avokoa DH: "Andriamanitra nanao ny zavatra rehetra tamin'ny alalany. # Raha tsy noho Izy dia tsy nisy na inona na inona DH: “Andriamanitra dia tsy nanao na inona na inona raha tsy niaraka Taminy” na “Andriamanitra dia nanao ny zavatra rehetra niaraka Taminy”