plt_tn/jhn/01/01.md

16 lines
575 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'ny voalohany
Ity dia maneho ny fotoana taloha ela be talohanny namoronanAndriamanitra ireo lanitra sy ny tany.
# ny Teny
Ity dia maneho ani Jesosy. Adikao hoe “ny Teny” raha azo atao. Na koa adika hoe “ilay iray izay nantsoina hoe ny Teny.”
# Ny zavatra rehetra dia avy Aminy avokoa
DH: "Andriamanitra nanao ny zavatra rehetra tamin'ny alalany.
# Raha tsy noho Izy dia tsy nisy na inona na inona
DH: “Andriamanitra dia tsy nanao na inona na inona raha tsy niaraka Taminy” na “Andriamanitra dia nanao ny zavatra rehetra niaraka Taminy”