plt_tn/jer/52/31.md

623 B

fahafito amby telopolo

taona fahafito

tamin'ny andro fahadimy amby roapolon'ny volana, tamin'ny volana faha roa ambin'ny folo

Andro fahadimin'ny volana - Izany dia ny volana faharoa ambin'ny folo sady farany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy amby roapolo dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.

Ary

Io teny io dia nampiasaina teto mba hanamarihana fiantombohana fizarana vaovao amin'ny tantara.

Evila-Merodaka

Merodaka - Izy no lasa mpanjakan'i Babylona taorian'i Nebokadnezara. Ny anarany dia tsy mamaritra ny tenany, fa toy izany no fomba fanononana ny anarany.