plt_tn/jer/52/31.md

16 lines
623 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fahafito amby telopolo
taona fahafito
# tamin'ny andro fahadimy amby roapolon'ny volana, tamin'ny volana faha roa ambin'ny folo
Andro fahadimin'ny volana - Izany dia ny volana faharoa ambin'ny folo sady farany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy amby roapolo dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana.
# Ary
Io teny io dia nampiasaina teto mba hanamarihana fiantombohana fizarana vaovao amin'ny tantara.
# Evila-Merodaka
Merodaka - Izy no lasa mpanjakan'i Babylona taorian'i Nebokadnezara. Ny anarany dia tsy mamaritra ny tenany, fa toy izany no fomba fanononana ny anarany.