# fahafito amby telopolo taona fahafito # tamin'ny andro fahadimy amby roapolon'ny volana, tamin'ny volana faha roa ambin'ny folo Andro fahadimin'ny volana - Izany dia ny volana faharoa ambin'ny folo sady farany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahadimy amby roapolo dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Martsa amin'ny tetiandro Tandrefana. # Ary Io teny io dia nampiasaina teto mba hanamarihana fiantombohana fizarana vaovao amin'ny tantara. # Evila-Merodaka Merodaka - Izy no lasa mpanjakan'i Babylona taorian'i Nebokadnezara. Ny anarany dia tsy mamaritra ny tenany, fa toy izany no fomba fanononana ny anarany.