plt_tn/jer/51/54.md

12 lines
385 B
Markdown

# Ny hiakan'ny fahoriana dia avy any Babylona, firodanana lehibe avy any amin'ny tanin'ireo Kaldeana
Io dia fihevitra mitovy izay ambara amin'ny fomba roa samihafa mba ho fanamafisana.
# Mierona tahaka ireo onjan-drano ireo fahavalony
Ny feon'ny fiavin'ireo fahavalo dia ho mafy dia mafy.
# ireo lehilahy mpiadiny dia efa voasambotra
DH: "Nosamborin'izy ireo ny lehilahy mpiadiny