plt_tn/jer/51/54.md

385 B

Ny hiakan'ny fahoriana dia avy any Babylona, firodanana lehibe avy any amin'ny tanin'ireo Kaldeana

Io dia fihevitra mitovy izay ambara amin'ny fomba roa samihafa mba ho fanamafisana.

Mierona tahaka ireo onjan-drano ireo fahavalony

Ny feon'ny fiavin'ireo fahavalo dia ho mafy dia mafy.

ireo lehilahy mpiadiny dia efa voasambotra

DH: "Nosamborin'izy ireo ny lehilahy mpiadiny