# Ny hiakan'ny fahoriana dia avy any Babylona, firodanana lehibe avy any amin'ny tanin'ireo Kaldeana Io dia fihevitra mitovy izay ambara amin'ny fomba roa samihafa mba ho fanamafisana. # Mierona tahaka ireo onjan-drano ireo fahavalony Ny feon'ny fiavin'ireo fahavalo dia ho mafy dia mafy. # ireo lehilahy mpiadiny dia efa voasambotra DH: "Nosamborin'izy ireo ny lehilahy mpiadiny