plt_tn/jer/51/33.md

12 lines
426 B
Markdown

# ny zanaka vavin'ny Babylona
Ny "zanaka vavin'ny Babylona" dia anarana iray hafa niantsonan'ireo mponin'i Babylona.
# tahaka ny famoloana
Yaveh dia mampitaha ny famoloana amin'ny fotoanan'ny fanerena lehibe eo amin'i Babylona.
# Ho avy aminy anaty fotoana fohy ny fotoam-pijinjana.
Ny fijinjana dia vokatrin'ireo zavatra nataon'ireo olona tany aloha. Ho avy ny vokatrin'ireo otan'i Babylona. DH: "Ho saziana i Babylona"