# ny zanaka vavin'ny Babylona Ny "zanaka vavin'ny Babylona" dia anarana iray hafa niantsonan'ireo mponin'i Babylona. # tahaka ny famoloana Yaveh dia mampitaha ny famoloana amin'ny fotoanan'ny fanerena lehibe eo amin'i Babylona. # Ho avy aminy anaty fotoana fohy ny fotoam-pijinjana. Ny fijinjana dia vokatrin'ireo zavatra nataon'ireo olona tany aloha. Ho avy ny vokatrin'ireo otan'i Babylona. DH: "Ho saziana i Babylona"