plt_tn/jer/51/33.md

426 B

ny zanaka vavin'ny Babylona

Ny "zanaka vavin'ny Babylona" dia anarana iray hafa niantsonan'ireo mponin'i Babylona.

tahaka ny famoloana

Yaveh dia mampitaha ny famoloana amin'ny fotoanan'ny fanerena lehibe eo amin'i Babylona.

Ho avy aminy anaty fotoana fohy ny fotoam-pijinjana.

Ny fijinjana dia vokatrin'ireo zavatra nataon'ireo olona tany aloha. Ho avy ny vokatrin'ireo otan'i Babylona. DH: "Ho saziana i Babylona"