plt_tn/jer/51/15.md

8 lines
266 B
Markdown

# Rehefa mitrerona Izy, dia misy rano mierona any an-danitra
Io fehezaneny io dia mampitaha ny feon'i Yaveh amin'ny feo avoakan'ny kotro-baratra sy orana.
# trano fitehirizany
Ny trano fitehirizany dia toerana fasiana izay zavatra mbola ilaina ho amin'ny ho avy.