# Rehefa mitrerona Izy, dia misy rano mierona any an-danitra Io fehezaneny io dia mampitaha ny feon'i Yaveh amin'ny feo avoakan'ny kotro-baratra sy orana. # trano fitehirizany Ny trano fitehirizany dia toerana fasiana izay zavatra mbola ilaina ho amin'ny ho avy.