plt_tn/jer/51/15.md

266 B

Rehefa mitrerona Izy, dia misy rano mierona any an-danitra

Io fehezaneny io dia mampitaha ny feon'i Yaveh amin'ny feo avoakan'ny kotro-baratra sy orana.

trano fitehirizany

Ny trano fitehirizany dia toerana fasiana izay zavatra mbola ilaina ho amin'ny ho avy.