plt_tn/jer/50/17.md

12 lines
420 B
Markdown

# Israely dia ondry naparitaka sy noroahan'ny liona
DH: "Israely dia ondry izay naparitaky ny liona ary noroahina" Yaveh dia nampitaha an'Israely tamin"ny oindry sy ny liona fahavalony.
# notapahin'i Nabokadnezara mpanjakan'i Babylona ireo taolana
Io dia mampitaha ny fandraravan'Israely amin'ny fanapahan'i Nebokadnezara ireo taolana"
# Indro, efa
"Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"