# Israely dia ondry naparitaka sy noroahan'ny liona DH: "Israely dia ondry izay naparitaky ny liona ary noroahina" Yaveh dia nampitaha an'Israely tamin"ny oindry sy ny liona fahavalony. # notapahin'i Nabokadnezara mpanjakan'i Babylona ireo taolana Io dia mampitaha ny fandraravan'Israely amin'ny fanapahan'i Nebokadnezara ireo taolana" # Indro, efa "Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"