plt_tn/jer/50/17.md

420 B

Israely dia ondry naparitaka sy noroahan'ny liona

DH: "Israely dia ondry izay naparitaky ny liona ary noroahina" Yaveh dia nampitaha an'Israely tamin"ny oindry sy ny liona fahavalony.

notapahin'i Nabokadnezara mpanjakan'i Babylona ireo taolana

Io dia mampitaha ny fandraravan'Israely amin'ny fanapahan'i Nebokadnezara ireo taolana"

Indro, efa

"Jereo" na "henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo"