plt_tn/jer/49/34.md

527 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momban'izay hitranga any Elama Yaveh.

mpandefa tsipìka

Lehilahy izay manana traikefa amin'ny tsipìka sy zana-tsipìka

rivotra efatra avy any amin'ny zoron'ny lanitra efatra

"rivotra 4 avy any amin'ny zoron'ny lanitra 4"

zoron'ny lanitra 4

DH: "eny rehetra eny, na aiza na aiza"

Tsy misy firenena izay tsy ho alehan'ireo izay nahely tao Elama ireo

DH: "Ireo mpitsao-ponenana avy any Elama dia votery nitady fonenana na aiza na aiza manerana izao tontolo izao."