# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momban'izay hitranga any Elama Yaveh. # mpandefa tsipìka Lehilahy izay manana traikefa amin'ny tsipìka sy zana-tsipìka # rivotra efatra avy any amin'ny zoron'ny lanitra efatra "rivotra 4 avy any amin'ny zoron'ny lanitra 4" # zoron'ny lanitra 4 DH: "eny rehetra eny, na aiza na aiza" # Tsy misy firenena izay tsy ho alehan'ireo izay nahely tao Elama ireo DH: "Ireo mpitsao-ponenana avy any Elama dia votery nitady fonenana na aiza na aiza manerana izao tontolo izao."