plt_tn/jer/49/34.md

20 lines
527 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momban'izay hitranga any Elama Yaveh.
# mpandefa tsipìka
Lehilahy izay manana traikefa amin'ny tsipìka sy zana-tsipìka
# rivotra efatra avy any amin'ny zoron'ny lanitra efatra
"rivotra 4 avy any amin'ny zoron'ny lanitra 4"
# zoron'ny lanitra 4
DH: "eny rehetra eny, na aiza na aiza"
# Tsy misy firenena izay tsy ho alehan'ireo izay nahely tao Elama ireo
DH: "Ireo mpitsao-ponenana avy any Elama dia votery nitady fonenana na aiza na aiza manerana izao tontolo izao."