plt_tn/jer/49/32.md

12 lines
375 B
Markdown

# eny amin'ny rivotra rehetra eny
"andeha any rehetra any"
# Ary haeliko eny amin'ny rivotra rehetra eny ireo izay nanety ny sisim-bolony
DH: "Ary ho alefako eny amin'ny lalana rehetra eny ireo izay tsy mankatò ny didiko"
# Tsy misy honina any, tsy misy olona hijanona any
Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Hazora dia ho lao tanteraka.