plt_tn/jer/49/32.md

375 B

eny amin'ny rivotra rehetra eny

"andeha any rehetra any"

Ary haeliko eny amin'ny rivotra rehetra eny ireo izay nanety ny sisim-bolony

DH: "Ary ho alefako eny amin'ny lalana rehetra eny ireo izay tsy mankatò ny didiko"

Tsy misy honina any, tsy misy olona hijanona any

Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Hazora dia ho lao tanteraka.