# eny amin'ny rivotra rehetra eny "andeha any rehetra any" # Ary haeliko eny amin'ny rivotra rehetra eny ireo izay nanety ny sisim-bolony DH: "Ary ho alefako eny amin'ny lalana rehetra eny ireo izay tsy mankatò ny didiko" # Tsy misy honina any, tsy misy olona hijanona any Ireo andalana roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Hazora dia ho lao tanteraka.