plt_tn/jer/48/42.md

12 lines
268 B
Markdown

# Ka ho rava i Moaba ary tsy hisy vahoaka intsony
DH: "Koa ho vonoin'ny fahavalo ny vahoakan'i Moaba"
# amin'ny taona
Eto ny "taona" dia azo adika koa hoe "fotoana" na "vanim-potoana"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.