# Ka ho rava i Moaba ary tsy hisy vahoaka intsony DH: "Koa ho vonoin'ny fahavalo ny vahoakan'i Moaba" # amin'ny taona Eto ny "taona" dia azo adika koa hoe "fotoana" na "vanim-potoana" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.