plt_tn/jer/48/42.md

268 B

Ka ho rava i Moaba ary tsy hisy vahoaka intsony

DH: "Koa ho vonoin'ny fahavalo ny vahoakan'i Moaba"

amin'ny taona

Eto ny "taona" dia azo adika koa hoe "fotoana" na "vanim-potoana"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.